|
|
|
|

Teny iditra1  fitadiavana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao.
Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.13]
Ohatra  5  [2.356#] Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka.
6  [2.472#] Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy.
Fototeny  7  tady
Kamban-teny 
Lohateny  10  Fitadiavan-kaingo (Rajonah)
Ohabolana  11  Ohabolana misy io teny fitadiavana io

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/13