Teny iditra | 1 fitadiavana |
Fototeny | 2 tady |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fizahana na fizahavana; fikarohana: Sarotra ny fitadiavana raharaha amin'izao fotoana izao. Fomba ahazoana na ahitana vola hivelomana: Mitaona entana eny an-tsena no fitadiavan'io Rangahy io. |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.13] |
Ohatra |
6 Sady fanalana andro io no fitadiavana laoka. [2.356#] 7 Tsy nisy fitadiavana na famotorana natao momba ilay mpividy. [2.472#] |
Kamban-teny |
|
Lohateny |
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny fitadiavana io |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |