Teny iditra fitadidy (tadidy)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lamban y: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino.
¶ Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary. [Rajemisa 1985]

2009/02/23