|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  fitadidy
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fomba entina mitadidy na mahatsiaro: Asiana vono kely ny lambany: izany no fitadidin'ny Ntaolo ny hafatra izay natahorany sao hadino.
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#640] manière de se souvenir
Ohatra  5  [2.895#31] Aza fady, ry Ketaka, hoy izy fa misy olona tsy misy hafa tare hy aminao izao indriridra tamin' ny andron' ny nahatanora ahy, ka mba iza moa no anaranao hataoko fitadidy.
Fototeny  6  tadidy

Teny iditra (2/2)7  fitadidy
Sokajin-teny  8  mpamaritra
Fanazavàna teny malagasy  9  [1.1] Tsara hotadidina: Vanin'andro fitadidy ny andro androany ka soraty ao amin'ny diary.
Fototeny  10  tadidy

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11