Teny iditra fitady (tady)
Sokajin-teny anarana na tambinteny
Famaritana malagasy Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e!
¶ Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitady (tady)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra vita tady [Rajemisa 1985]

2010/04/07