Teny iditra (1/2) | 1 fitady |
Fototeny | 2 tady |
Sokajin-teny | 3 anarana na mpamaritra |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fomba entina mitady, mikaroka, mizaha: Tsy toy izao no fitady zavatra ao anaty mololo e! Azo tadiavina, atao hotadiavina: Ny vola fitady, rankizy, ka aza kivy raha sendra maty antoka |
Teny iditra (2/2) | 5 fitady |
Fototeny | 6 tady |
Sokajin-teny | 7 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
8 [1.1] Toetran'ny zavatra vita tady |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/07 |
![]() |