Teny iditra fitafoaka (tafoaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny rano mitafoaka na feno mila hihoatra, na mamorivory. [Rajemisa 1985]

2009/02/23