Teny iditra fitafofotra (tafofotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin'ny rivo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23