| Teny iditra | 1 fitafofotra |
| Fototeny | 2 tafofotra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Toetran'ny rivotra mitafofotra na mitsoka mafy: Amin'ny rivo-doza, ny fitafofotry ny rivotra no loza noho ny fifafin'ny orana.
[1.1] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|