Teny iditra fitahiana (tahy)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanampiana, fitsimbinana: Sitrana ihany izy noho ny fitahian'Andriamanitra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a blessing, a benediction [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay bénédiction ; cf. tsoka [Hallanger 1974]
Teny nalaina 

2012/12/04