|
|
|
|

Teny iditra1  fitahiana
Fototeny  2  tahy
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fanampiana, fitsimbinana: Sitrana ihany izy noho ny fitahian'Andriamanitra.
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] a blessing, a benediction
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] bénédiction ; cf. tsoka
Ohabolana  7  Ohabolana misy io teny fitahiana io

Fivaditsoratra  8  anatifiha, fitahiana, hatafinay, hitafanay, hitafiana, iantafiha, ifitahana, tahafinay

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/02