Teny iditra | 1 fitahina |
Fototeny | 2 fitaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny iharana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Laingaina, ilazana tsy marina: Nofitahin' ialahy aho fa hay tsy tonga akory Rakoto dia nantsoin' ialahy aho Ambakaina: Mba matahotra an' Andriamanitra fa aza ny adala no fitahina Fetsena, angalarana an-kafetsena, solokina: Nofitahin' ilay karilahy iny ny raiko ka nahazoany vola roanjato |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.2] to be deceived, to be imposed on. 6 [1.7] to be deceived, to be defrauded |
Fanazavàna teny frantsay |
7 [1.8] qu'on déçoit, qu'on trompe |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fitahina io |
Fivaditsoratra | 14 fahatiny, fitahina, hafitany, hatafiny, hatifany, hitafany, hitafian, ifitahan, nifitaha, tafihina, tahafiny, tifahina |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |