Teny iditra | 1 fitahirizana |
Sokajin-teny | 2 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
3 [1.7] [fitehiRIzana] the act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept |
Fanazavàna teny frantsay |
4 [1.3] l'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif 5 [1.8] [fitehiRIzana] action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses 6 [1.13] conservation, stockage |
Ohatra |
7 [2.298#83] fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo. 8 [2.285#] Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. 9 [2.944#] Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. |
Fototeny | 10 tahiry |
Tsipelina hafa | 11 fitehirizina |
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny fitahirizana io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/12 |
![]() |