|
|
|
|

Teny iditra1  fitahirizana
Fototeny  2  tahiry
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny anglisy  4  the act of saving or keeping things, the place where things are saved or kept [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  5  l'action de conserver, de garder, l'instrument, le lieu, le motif [1.3]
6  action de conserver, de garder; endroit où l'on conserve les choses [1.8]
7  conservation, stockage [1.13]
Ohatra  8  fitahirizana fotsiny no an'ireo mpitahiry ireo. [2.298#83]
9  Izany hoe fitahirizana ny hafatra sy zavatra amam-pananana rehetra navelan' ny Razana. [2.285#]
10  Ireo fiadiana naseho tao amin'ilay trano fitahirizana ireo no tapin'ny namboariny tamin'izany. [2.944#]
Tsipelina hafa  11  fitehirizina, 1
Kamban-teny 
Ohabolana  13  Ohabolana misy io teny fitahirizana io

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/11