Teny iditra fitaika (taika)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Toetran'ny zavatra mitaika na mipatraka, milatsaka mahalankalana: Ny fitaikan'ny patrakala.
Filatsahan'ny rano mahalankalana: Ny fitaikan'ny orana no nahatonga anay nandeha fa mbola mamy tokoa ny resaka. [1.1]

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05