Teny iditra fitaikataika (taikataika)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitaikataika, na ratsy famindra manainga ny sandry sy ny tongotra rehefa mandeha. [Rajemisa 1985]

2009/02/23