Teny iditra fitaikotaiko (taikotaiko)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomban'ny olona mitaikotaiko, izany hoe mamindra mitsiparaka na somary mievotrevotra noho ny hakevohana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23