Teny iditra | fitaina (taina) | |
Sokajin-teny | anarana na mpamaritra | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitaina, izany hoe mandrehitra, mampiasa ho kitay Azo ataina, ampiasaina ho kitay; arehitra atao kitay: Tsy fitaina, hono, itony hazo itony fa mahaboka raha ataina [1.1] | |
Ohabolana | Ohabolana misy io teny fitaina io | |
Fivaditsoratra | fañitia, fitaina |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |