Teny iditra fitaingenana (taingina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
¶ Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of riding astride, the act of riding [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette [Hallanger 1974]

2009/02/23