|
|
|
|

Teny iditra1  fitaingenana
Fototeny  2 taingina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiakarana na fipetrahana eny ambony zavatra: Noraran'i dada ny fitaingenana eny ambony hazo.
5 Fipetrahana eo ambony na ao anaty fiara mandeha: Mila fahaizana mampifandanja tsara ny lanjan'ny tena havia sy havanana ny fitaingenana bisikileta. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 the act of riding astride, the act of riding [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 action de monter, spéc. à cheval ou à bicyclette [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08