Teny iditra fitaintainana (taintaina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitebitebena amin'izay ho avy fa toa hisy loza ho tonga ihany: Tsy hita holazaina ny fitaintainanay teo am-piandrasana ny taratasinareo. [Rajemisa 1985]

2009/02/23