Teny iditra fitaiza (taiza)
Sokajin-teny anarana
Fanazavàna teny malagasy Fomba entina mitaiza na mikarakara mba hanasoa sy mba hahaolom-banona: Tsara fitaiza ny zaza apetraka amin'io zazavavy io.
Teny enti-milaza izay rehetra tehirizina hatao fiandry an-tratra: Fanafody atao fitaiza mihitsy ny anay ny fanazava. [1.1]
Fanazavàna teny anglisy [Mod. s. from mitaiza (taiza).] An extra supply of anything put aside for use in case of need; a gun carried by the guards of the sovereign; materials kept ready in weaving to lengthen a thread broken in the warp; a mode of nursing. See antratra. [1.2]
 Anything kept in reserve [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Ce qui est tenu en réserve [1.8]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20