Teny iditra fitaizana (taiza)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fikarakarana izay hahasoa sy fanaovana izay haha-olom-banona: Mazàna arakaraka ny fitaizana azy no maha-tsara na ratsy ny toetran'ny zaza. [Rajemisa 1985]
 asa fanabeazana [SLP 1986]
Famaritana anglisy the act of nursing or caring for [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de nourrir, de soigner [Hallanger 1974]
Famaritana frantsay éducation
¶ fitaizana ho isam-bahoaka: éducation morale et civique
¶ fitaizana ny hakingana: développement de l'adresse
¶ fitaizana ny vatana sy ny saina: éducation psychomotrice [SLP 1986]
Voambolana 

2009/09/09