Teny iditra | fitakarina (takarina) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomba entina mitakarina na mandeha miresaka na mihinana any an-tranon'olona. [1.1] | |
Fivaditsoratra | fanaikitra, fiantraika, fitakarina, fitraikana |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |