Teny iditra fitakemorana (takemotra)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fihemorana, fiverenan-dalana noho ny henatra na tahotra: Tsy mendrika ny olona manan-kerimpo ny fitakemorana. [Rajemisa 1985]

2009/02/23