Teny iditra fitakiky (takiky)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny olona mitakiky, tsy manana na inona na inona, botry, rava harena. [Rajemisa 1985]

2009/02/23