Teny iditra fitakitsoka (takitsoka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra mitakitsoka, izany hoe milentika, mitsoboka lalina dia lalina. [Rajemisa 1985]

2009/02/23