Teny iditra fitakizinana (takizina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitoerana amin'ny maizina: Itondray jiro haingana, ry Bozy, fa lalina ity fitakizinana ity! [Rajemisa 1985]

2009/02/23