|
|
|
|

Teny iditra1  fitakobohana
Fototeny  2  takoboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona.

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11