|
|
|
|

Teny iditra1  fitakobohana
Fototeny  2 takoboka
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4 Fiafenana ao anaty filanjana misarona; fiafenana ao anaty lamba: Ny fitakobohana matetika no fomba ampiasain'izay ta-handositra tsy te ho hitan'olona. [1.1]

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08