Teny iditra fitakolahana (takolaka)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fitampifiana fiafenana ao ambadiky ny zavatra iray mba hitily: Ny fitakolahako tao ambadiky ny varavarana no nandrenesako ny teniny rehetra. [Rajemisa 1985]

2009/02/23