Teny iditra fitakonana (takona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fiafenana, fisaronana [Rajemisa 1985]

Teny iditra fitakonana (takona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy  [Taimoro] filanjana [Rakotosaona 1972]
 Fiarahana mibata zava-mavesatra. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy a palanquin. (prov.) See Filanjana (Lanja) [Richardson 1885]
Famaritana frantsay  [Tankarana] le filanjana ou fitacon. Rac. tàkona. [David 1952 (takila F)]
Mpanahaka  fitakona

2017/03/10