Teny iditra fitalapetrahana (talapetraka (petraka))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fipetrahana atao mivelatra ny lohalika roa ary miforitra manaraka izany ny ranjo ka mifanindry eo anoloana ny tongotra; fipetrahan'ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay l'action de s'assoir en croisant les jambes, la cause, le lieu [Abinal 1888]

2019/10/11