Teny iditra | fitalapetraka (talapetraka (petraka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Famaritana malagasy | Fomban'ny olona mitalapetraka, izany hoe mipetraka, ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [Rajemisa 1985] | |
Fandikana frantsay | manière de s'assoir en croisant les jambes [Abinal 1888] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |