Teny iditra | fitalapetraka (talapetraka (petraka)) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban'ny olona mitalapetraka, izany hoe mipetraka, ny tongotra mifanaingina eo anoloana. [1.1] | |
Fanazavàna teny frantsay | Manière de s'assoir en croisant les jambes [1.3] | |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |