Teny iditra fitalapioka (talapioka (pioka))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny zavatra mitalapioka, izany hoe mifioka, toy ny tsorakazo akipilipily. [Rajemisa 1985]

2012/09/07