|
|
|
|

Teny iditra1  fitambarana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#657] L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause
5  [1.13] réunion
Ohatra  6  [2.606#] Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana
7  [2.508#] Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza.
Fototeny  8  tambatra
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11