|
|
|
|

Teny iditra1  fitambarana
Fototeny  2  tambatra
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fikambanana: Mahatratra valopolo ny fitambaran' ny mpianatra ao amin' ny lakilasy fahatelo sy fahefatra
5  Fiadiana: Mitsetaka tsara ny fitambaran' ny hazo amin' itỳ rafitra itỳ
6  Fiharoana: Ny fitambaran' ny oksizena sy hidrozena no tonga rano [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  7  L’union, la jonction, l'addition, le lieu, la cause [1.3#657]
8  réunion [1.13]
Ohatra  9  Ny karaza kosa dia azo faritana ho fitambarana foko maromaro monina eo amin'ny faritra iray be velarana [2.606#]
10  Indonezia dia fitambarana nosy anarivony, misy foko maro samihafa samy manana ny fombany sy ny fiteniny na dia iray fototra niaviana aza. [2.508#]
Kamban-teny 

Nohavaozina tamin' ny 2023/08/24