Teny iditra fitambelona (tambelona (velona))
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Toetran'ny olona mitambelona, izany hoe miverina aina indray rehefa avy torana na safotra. [Rajemisa 1985]

2015/02/27