Teny iditra fitamberivery (tamberivery)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba na toetran'ny olona mitamberivery na misodisody. [Rajemisa 1985]

2009/02/23