| Teny iditra | 1 fitambesarana |
| Fototeny | 2 tambesatra |
| Sokajin-teny | 3 anarana |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Fanindriana na fiankinana mafy amin'ny...: Ny fitambesaran'ny tafo amin'ny rindrina no ilana ny fahamafisan'ny rindrina.
[1.1] |
| Fanazavàna teny frantsay |
5 L'action de peser dessus, la cause
[1.3#658] |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|