Teny iditra fitambinana (tambina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fanampiana, fanohanana: Mivelona amin'ny fitambinandray aman-dreniny azy ny tokantranon-dRakoto sy Rasoa. [Rajemisa 1985]

2009/02/23