Teny iditra fitampesonana (tampesona)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fangatahana sesilany, fitambezoana tsy miato manao hata-piso: Aoka izay ny fitampesonanao fa tsy hahazo na inona na inona amiko akory ianao. [Rajemisa 1985]

2009/02/23