Teny iditra | fitanàka (tanàka) | |
Sokajin-teny | anarana | |
Fanazavàna teny malagasy | Fomban' ny olona mitanaka, izany hoe mivanaka, ny vava tsy afa-mikombona intsony noho ny figagana [1.1] | |
Fivaditsoratra | antafika, antifaka, fitanàka, tafanika |
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |