Teny iditra fitanatanana (tanatana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fisokafana tanteraka (varavarana, vava, lavaka): Nahatsiravina ny fitanatanan'ilay lavaka teo an-kavanan-dalanay. [Rajemisa 1985]

2009/02/23