Teny iditra fitandrantandrana (tandrantandrana)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitandrantandrana, mijerijery miherikerika etsy sy eroa toy ny olona bado. [Rajemisa 1985]

2009/02/23