Teny iditra fitandremana (tandrina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika.
¶ Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo.
¶ Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy.
¶ Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy the act of caring for health care [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay action de surveiller, de prendre soin [Hallanger 1974]
Kamban-teny, lohateny, anarana 

Teny iditra fitandremana (tandrina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana anglisy a parish
Famaritana frantsay paroisse [Hallanger 1974]

2010/04/03