Teny iditra (1/2) | 1 fitandremana |
Fototeny | 2 tandrina |
Sokajin-teny | 3 anarana |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Fampifantohana ny saina amin'ny zavatra atao: Ilaina ny fitandremana rehefa manao asa-marika. Fiambenana olona: Mila olona be fahafoizan-tena ny fitandremana ireo zaza ireo. Fikarakarana, fanolokoloana: Ataovy anton-draharaha ny fitandremana ireo voninkazoko ireo mandritra ny tsy maha-eto ahy. Fanarahana, fanatanterahana (adidy): Zavatra iray ihany no tsy maha-voaheloka: ny fitandremana ny didy aman-dalàna. |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] the act of caring for |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] action de surveiller, de prendre soin |
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 8 fitandremana |
Fototeny | 9 tandrina |
Sokajin-teny | 10 anarana |
Fanazavàna teny anglisy |
11 [1.7] a parish |
Fanazavàna teny frantsay |
12 [1.8] paroisse |
Nohavaozina tamin' ny 2023/09/08 |