Teny iditra fitandrina (tandrina)
Sokajin-teny anarana
Famaritana malagasy Fomba entina mitandrina na mikarakara, manolokolo, miambina, manaraka, manatanteraka: Tsy toy izao no hitandrina ny mpianatra.... [Rajemisa 1985]

2009/02/23