|
|
|
|

Teny iditra1  fitandrina
Fototeny  2  tandrina
Sokajin-teny  3  anarana
Fanazavàna teny malagasy  4  Fomba entina mitandrina na mikarakara, manolokolo, miambina, manaraka, manatanteraka: Tsy toy izao no hitandrina ny mpianatra.... [1.1]

Fivaditsoratra  5 fitandrina, 6 tandrifany, 7 tandrifina

Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12